Ny fahatahorana ny Raiamandreny

Nampidirin'i jerry | 10 Jio, 2006

Natahotra mafy ny Raiamandreniny i Lita raha iny handeha hiditra ny trano iny satria latsaka teny an-dalana ny compas-ny.Raha nanotaniana izy tamin'izay ny  mampitomany sy ny mampatahotra azy, dia hoy ny valin-teniny:"Ny an'i Lalao zokinay aza tsy tonga hono ny regle-ny ,voakapoka sady bedy be tsy nisy ohatr'izany izy mainka fa compas-ny  lafo be ty!